|
|
|
|

Entrée1  vato torahana
Mots élémentaires  2  vato, torahana
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  vato misy loaka notorahan' ny olona ka noheverin' ny mpinompino foana fa fambara tsara raha tafiditra tao anaty lavaka ny vato, fa fambara ratsy kosa raha tsy tafiditra [1.1]
Synonymes  5  vato filokana, vato tsipazana

Mis à jour le 2023/01/01